|
|
|
|

Teny iditra1  fola-damosina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] folaka toa tsy afaka mitraka ny lamosina
Reraka noho ny fikarakarana (fibabena) ny zaza notezaina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Very tired and having a pain in the back.
a word used in reproaching children for ingratitude to one who nursed them on her back
Voambolana  5  Fahasalamana
Singan-teny  6  folaka, lamosina
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fola-damosina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07