Teny iditra | 1 fola-droa |
Singan-teny | 2 folaka, roa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny fitafiana lamba, izay akarina eo an-tsoroka havanana sy eo an-tsoroka havia ny lamba efa nasampina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |