Teny iditra | folahina (folaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folahony ombinareo. / Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on brise en angle, qu'on plie, qu'on replie, qu’on retrousse, qu'on dompte, qu’on corrige [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny folahina io | ||||||||
Fivaditsoratra | fañiloha, fanolahy, folahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |