Teny iditra | 1 folaka andry niankinana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy [1.1] |
Tovy hevitra | 4 toro vato nandiavana |
Singan-teny | 5 folaka, andry iankinana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |