Teny iditra | 1 fola-tana-manondro |
Singan-teny | 2 folaka, tanana, manondro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
5 diso fitokiana, voafitaky ny olona nitokiana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 disappointment, a mortifying repulse where a friendly reception had been anticipated [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 il est déçu dans sa confiance, il a perdu la main qui le conduisait. Se disait de la perte d' un appui [2.415] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny fola-tana-manondro io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |