|
|
|
|

Teny iditra1  folihala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana hala vaventy izay mandefa faroratra mampita hady mba handrariany ny tranony (Epeira madagascariensis)
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny folihala io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31