Teny iditra | 1 fompotra hazo |
Singan-teny | 2 fompotra, hazo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] hazo na rantsankazo nilevina ela tao anaty tany ka nanarina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A kind of peat. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] troncs, branches d'arbres à demi carbonisés par leur séjour dans les marais 7 [1.196] troncs et branches accumulés dans les marais et ayant subi une fermentation anaérobie (on donne aussi ce nom aux brûlots ou incuits qui subsistent dans une meule de charbonnier quand la carbonisation n'a pas été régulière) |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |