|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fondra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny anglisy  4  a species of golden-thrush or oriole, belonging to a genus peculiar to Madagascar. Cyanolanius bicolor, L. Same as pory and sarahesa [Sakalava] [1.2]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)6  fondra
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  9  ala misy zavatra hafa maniry ho an'ny lambo [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10  low ground, sunken ground, a marsh [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  Végétations des lieux humides, des marécages. On dit aussi alam-pondra [Betsimisaraka] [1.196]
Tovy hevitra  12  alam-pondra
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  14  fandro, fondra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31