|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fondra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [Sakalava] a species of golden-thrush or oriole, belonging to a genus peculiar to Madagascar. Cyanolanius bicolor, L. Same as pory and sarahesa
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)6  fondra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Sihanaka] ala misy zavatra hafa maniry ho an'ny lambo
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] [Provincial] low ground, sunken ground, a marsh
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] Végétations des lieux humides, des marécages. On dit aussi alampondra [Betsimisaraka]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  12  alam-pondra
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  14  drafon, fandro, fondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02