Teny iditra (1/2) | 1 fonenana |
Fototeny | 2 onina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin' ny toerana iray Trano na tanàna onenana, ipetrahana: Ity no fonenanay aty ambanivohitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] a dwelling place. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] demeure, résidence |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny fonenana io |
Teny iditra (2/2) | 17 fonenana |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.2] [Provincial]
oblivious of, loss of memory. See matyarika |
Fivaditsoratra | 20 fanenona, fanonena, fonenana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |