Teny iditra | 1 fonganana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ravana tanteraka tsy misy avala miangana; lanina; taperina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be spent, to be consumed. |
Fototeny | 5 fongana |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 fonganina |
Fivaditsoratra | 11 fanangona, fangonana, fanongana, fonganana, nafongana, nanangafo, nofangana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |