Teny iditra fongorana (fongotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Foanana hatramin' ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony hofongorana ny toaka sy ny rongony fa manimba taranaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be exterminated, to be torn up by the roots, to be extirpated. [1.2]
 To be completely destroyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on détruit complétement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fongorana, fongorako, fongoranao, fongorany, fongorantsika, fongoranay, fongoranareo, fongoran', fongoran-, fongoram-, fongora-
Ny lasa : nofongorana, nofongorako, nofongoranao, nofongorany, nofongorantsika, nofongoranay, nofongoranareo, nofongoran', nofongoran-, nofongoram-, nofongora-
Ny hoavy : hofongorana, hofongorako, hofongoranao, hofongorany, hofongorantsika, hofongoranay, hofongoranareo, hofongoran', hofongoran-, hofongoram-, hofongora-
Filaza mandidy : fongory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20