Teny iditra fonja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka nataony [Rajemisa 1985]
 toeram-pigadrana [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy prison [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay énorme caisse servant de prison préventive; la prison elle-même [Abinal 1888 takila 185]
 prison [Hallanger 1974, SLP 1986]

Teny iditra fonja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy heaviness, weightiness [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay la lourdeur, la pesanteur [Abinal 1888 takila 185]
 poids, lourdeur [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra fonja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a lump of iron ore [Richardson 1885]
 a lump of metal [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay fer brut [Abinal 1888 takila 185]
 masse de métal [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fonja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Miaramila atao fiandry [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay corps de réserve [Richardson 1885 takila 185, Abinal 1888 takila 185]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31