Teny iditra (1/4) | 1 fonja |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka nataony 4 [1.13] toeram-pigadrana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] prison |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#185] énorme caisse servant de prison préventive; la prison elle-même 7 [1.8, 1.13] prison |
Teny iditra (2/4) | 8 fonja |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.7] heaviness, weightiness |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#185] la lourdeur, la pesanteur 13 [1.8] poids, lourdeur |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 18 fonja |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.2] a lump of iron ore 22 [1.7] a lump of metal |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3#185] fer brut 24 [1.8] masse de métal |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 26 fonja |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] Miaramila atao fiandry |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.2, 1.3#185] corps de réserve |
Voambolana |
30 Miaramila |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 32 fanjò, fanjo, fonja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |