Teny iditra fonjozoro (fo, zozoro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny atin' ny zozoro: Ny fonjozoro dia fampiasa atao lafika na famaohana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the pith of the papyrus or zozoro [Richardson 1885]
Fandikana frantsay la moëlle des zozoro [Abinal 1888]
 moelle de Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31