|
|
|
|

Teny iditra1  fon-kary
Singan-teny  2  fo, kary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] hasarotampo, halozana izaitsizy

Fivaditsoratra  5  fokarin, fon-kary

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21