Teny iditra fon' ny mpanefy (fo, tefy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-manondro ny olona saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin' ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a quick temper [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay (lit. coeur de forgeron), qui se fâche facilement [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20