|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fonom-bihy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] hoditra mandrakotra ny vihin-javamaniry
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] tégument
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (2/2)6  fonom-bihy
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.13] hoditra mandrakotra ny vihin-tsela
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] membrane nucléaire
Voambolana  10  Haiaina

Fivaditsoratra  11  fonom-bihy, nofom-bihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21