|
|
|
|

Teny iditra1  fonom-boany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny jabora mandrakotra ny voankena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [voa, the kidneys.] Suet; lit. the covering of the kidneys. See sabora
Singan-teny  5  fono, voa
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fonom-boany io

Fivaditsoratra  7  fonom-boany, nofomboina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02