Teny iditra fonom-boany
Singan-teny fono ; voa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny jabora mandrakotra ny voankena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [voa, the kidneys.] Suet; lit. the covering of the kidneys. See sabora [1.2]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09