Teny iditra fononteny
Singan-teny fono ; teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Parenthèse [1.13, 1.5]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  < > fononteny maranitra
  [ ] fononteny mahitsy
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08