|
|
|
|

Teny iditra1  fonon-tondro
Singan-teny  2  fono, tondro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fono hoditra ataon' ny mpanao kiraro amin' ny fanondrony mba tsy haharatran' ny kofehy ny tanany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [tondro, a finger.] A finger cover.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07