Teny iditra | 1 fonosana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a wrapper, a cover for a book, etc. 5 [1.7] a package, a bale |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] paquet, balle 7 [1.13] enrobage |
Ohatra |
8 [2.643#] Ataovy tsara fonosana, hoy aho nanomboka ho sosotra. 9 [1.369#] Tonga nanatitra lamba iray fonosana izy ny 14 jolay. |
Fototeny | 10 fono |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny fonosana io |
Fivaditsoratra | 18 fanosona, fonosana, nofosana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |