Teny iditra (1/2) | 1 forehitra |
Fototeny | 2 rehitra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] May tsy misy horaisina Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Consumed, burnt. Comp. dorehitra |
Ohatra |
6 Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna. [2.587#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 forehitra |
Fototeny | 10 rehitra |
Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] in haste, in a hurry. Comp. dorehitra |
Fivaditsoratra | 13 forehitra, harefotry, hirefotra, hitrefora |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |