|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  foritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lefitra, ketrona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a fold [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 pli, repli [1.3, 1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 18  foritra
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (dans son sens général : repli, courbure) Nom donné à la crosse des fougères, jeune fronde non encore déployée. On dit aussi foritr' ampangabe, surtout pour les Cyatheaceae. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Voambolana  22  Haizavamaniry
Fikambanana  23 foritr' ampangabe

Fivaditsoratra  foritra, 24 rifotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04