Teny iditra | 1 forofotra |
Fototeny | 2 rofotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny hoditra mivotrovotro voan' ny bontsimbontsina kely madinika Bontsimbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin' ny tarehiny ireny Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro 5 [1.13] mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a kind of scabies which rises in small thick pimples. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] éruption, bouton |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 kilo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |