|
|
|
|

Teny iditra1  forosety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitaovana madinika amin' ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana na fitsindromana solon' ny tanana, ataon' ny olona koa hoe sotrorovitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a table fork
5  [1.7] a fork for eating
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] fourchette

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07