Teny iditra | 1 fory maty ozatra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza vehivavy efa dila ny fotoana tokony hanambadiany olona tsy mahalala menatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] fearless, hardened, unconcerned |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415] femme qui a les muscles sphincters paralysés. Se disait des femmes ayant passé l' âge de se marier, et des personnes ne sachant plus rougir |
Singan-teny | 6 fory, maty, ozatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |