Teny iditra | fory maty ozatra | |
Singan-teny | fory ; maty ; ozatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza vehivavy efa dila ny fotoana tokony hanambadiany Olona tsy mahalala menatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Fearless, hardened, unconcerned [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Femme qui a les muscles sphincters paralysés. Se disait des femmes ayant passé l' âge de se marier, et des personnes ne sachant plus rougir [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |