Teny iditra foserina (fositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka
Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo
Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be rubbed to produce fire. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : foserina, foseriko, foserinao, foseriny, foserintsika, foserinay, foserinareo, foserin', foserin-, foserim-, foseri-
Ny lasa : nofoserina, nofoseriko, nofoserinao, nofoseriny, nofoserintsika, nofoserinay, nofoserinareo, nofoserin', nofoserin-, nofoserim-, nofoseri-
Ny hoavy : hofoserina, hofoseriko, hofoserinao, hofoseriny, hofoserintsika, hofoserinay, hofoserinareo, hofoserin', hofoserin-, hofoserim-, hofoseri-
Filaza mandidy : fosero

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20