Teny iditra | fota-mandry | ||
Singan-teny | fota- (fotaka) ; mandry | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny anglisy | [mandry, lying down.] Mud at rest. Used in the phrase mamoha fota-mandry, something after the English, "to stir up mud" [1.2] | ||
Ohatra | Toa mamoha fotamandry amin' ny alahelom-badiny Marizy ka tsy nanohy fitenenana momba iny.
[2.470] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fota-mandry io | ||
Fivaditsoratra | fota-mandry, mandifotra, mandofitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |