Teny iditra | 1 fota-mandry |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 fotaka, mandry |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [mandry, lying down.] Mud at rest. Used in the phrase mamoha fota-mandry, something after the English, "to stir up mud" |
Ohatra |
5 [2.470#] Toa mamoha fotamandry amin' ny alahelom-badiny Marizy ka tsy nanohy fitenenana momba iny.
|
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fota-mandry io |
Fivaditsoratra | 7 fota-mandry, ifandrotam, mandifotra, mandofitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |