Teny iditra | 1 fotoana maharitraritra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [1.1#439] hofa: vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra 4 [4.11] Gadra roalahy tafatsoaka ny fonjan’i Tsiafahy, tamin’ny volana oktobra 2017 no maty voatifitra ny polisy rehefa nifanenjehana nandritra ny fotoana maharitraritra 5 [2.1011] Rehefa mahita ka mahalala azy tanteraka ise, ary mahatsapa ny toe-tsainy raha miresaka aminy fotoana maharitraritra, dia mbola ise io indrindra no angamba ho be filaza |
Singan-teny | 6 fotoana, maharitraritra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |