Teny iditra (1/2) | 1 fotory |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fotorana, fotorina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] fotory tsara ny voampanga |
Fototeny | 4 fototra |
Teny iditra (2/2) | 5 fotory |
Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Taisaka]
atomboka |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.82] [Taisaka]
commencé |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 foitro, fotori, fotory, rofito, tofiro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |