|
|
|
|

Teny iditra1  fôtôsentezy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fanovan'ny zavamaniry misy famaitso ny tavolo ho gliokôzy amin'ny alalan'ny hazavana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] photosynthèse
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07