|
|
|
|

Teny iditra1  foto-taho
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] faritra mampisaraka ny taho sy ny vahatra eo amin'ny zavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] collet
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  6  foto-taho, hototofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21