Teny iditra fo vato (fo, vato)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fo tsy mangoraka olona, fo tsy mitsetra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy very stubborn. [Richardson 1885]

Teny iditra fovato
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy an insect with a very hard covering, probably a beetle [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/04/22