|
|
|
|

Teny iditra1  fozoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] fositra, biby homana ny ati-kazo: Save nisy teo eo moa ny fafaña nanaovan'ny fozoka aze (Tsy misy vanona mihitsy ny hazo fisaka amin' ny anaovan'ny fositra azy)

Fivaditsoratra  4 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21