Teny iditra (1/2) | 1 frezy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] fiasana mihodinkodina manana zoro na nify maranitra entina hikaohana vy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] fraise |
Voambolana |
5 Haitao |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 frezy |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [3.1] strawberry |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [3.1] fraise |
Ohatra |
20 Eo ambony latabatra, ela tsy nisy na inona na inona fony mbola fisaka ny kitapom-bola, hisavovona ny sakafo nonofinofisina : nofon-kena, akoho, saosisy, frezy, voankazo tsy an' erany [1.369#] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry: voankazo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |