|
|
|
|

Teny iditra1  gadrafohy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [gadra foly] fohy) A short chain, a fetter.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place
Ohatra  6  [2.366#] Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho.
Singan-teny  7  gadra, fohy
Tohi-kevitra  8  gadralava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12