|
|
|
|

Teny iditra1  gadralava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [gadra lava] A long chain stretching from the neck to the feet
[gadra lava] a man in fetters; a convict.
5  [1.7] a prisoner
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers
7  [1.8] un condamné
Ohatra  8  [2.48] Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava
Singan-teny  9  gadra, lava
Tohi-kevitra  10  gadrafohy
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny gadralava io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12