Teny iditra | gadrana (gadra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be chained, to be fettered, to be bound. [1.2] | ||||||||
To be chained, to be imprisoned [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on met aux fers, qu'on attache [1.3] | ||||||||
Qu'on met au fers, qu'on met en prison [1.8] | |||||||||
Ohatra | Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny.
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |