|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gagàka (gaka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Jereo gaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the act of drinking rum from a bottle. [1.2]
Sampanteny 
5  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  gaka (gaka)
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Feo
10  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny anglisy  11  the quacking of a duck. [1.2]
Ohatra  12  gagaka no iantsoako ny gisa ompiako. [2.442#]
Tovy hevitra  13  gaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11