|
|
|
|

Teny iditra1  gagilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (fahasimban' ny hoe gigalahy) Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra
4  [1.10] Mr. Richardson nihevitra ity ho fiovan' ny hoe gagalahy; mompera Malzac kosa milaza azy ho fiovan' ny hoe gigalahy. Samy tsy re eto Imerina anefa ireo; ny heno matetika dia ny hoe gaigilahy, gaigibe. Koa ataonay fa ny marina dia izao: fiovan' ny hoe gaigilahy izy. Ny heviny dia fandokafana hoe: kanto, fatratra, fetsy, kinga mahay. Toy izany koa ny hoe gaginy.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Same as adalalahy Probably a corruption of gagalahy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] (corruption de gigalahy), qui a l'expérience, consommé dans

Fivaditsoratra  7  gagilahy, gigalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02