Teny iditra Gallieni
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra Jereo, hoy indray izy, ny fiedinedin' ny vahiny eo anatrehan' ny tompon-tany, ny fitrehatrehany sy ny fireharehany eny amin' ny arabe, ny fanitsakitsahany ny Lalàna malagasy sy ny fanivaivany ny tera-tany, manoatra noho ny tamin' ny andron' i Gallieni! [2.285]
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28