|
|
|
|

Teny iditra1  gana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] gold or silver lace
5  [1.7] gold braid or marks of rank on uniforms
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#194, 1.8] galon
Ohatra  7  Rakotra galona ny tratrany. [2.442#43]
8  Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558]
9  ary ny galona tsy azon'ny razanay, azonay [2.298#60]
10  Sao dia hatositosika ireo zanak' olona efa tia anao loatra, rehefa miravaka galona volamena ny sandrinao! [2.499#20]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny galòna io

Fivaditsoratra  17  angola, galòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/16