Teny iditra | ganagana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony; fiantsoana io vorona io [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a duck ¶ a word used in calling ducks. See vorombazaha [Richardson 1885] | |||
[French cane] a tame duck [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | canard domestique [Rajemisa: Vakoka] | |||
[français cane] cane, canard domestique [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | vorombazaha | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ganagana io | |||
Sary |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |