Teny iditra | 1 ganina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Arindrina na kapohina mafy: Aza ganina toy izany ny varavarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be knocked so as to sound loudly, as the shutting of a door. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Qu'on ferme ou qu'on frappe avec bruit, (tissu) qu'on bat fortement |
Fototeny | 6 gana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 aingan, angani, angina, ganina, iganan, nagain, nagany, nagian, nangia, nigana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |