|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gaona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Dona, paika
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] choc
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
Mpanahaka  10  poka, gona, katroka

Teny iditra (2/2)11  gaona
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Sihanaka] zatovo
14  [1.1] Ankizilahy
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] a person who lives only in the woods
16  [1.2] [Provincial] a boy or a lad
Ohatra  17  Betsaka izahay gao-madinika no tonga nijery teo. [2.472]
18  Nianjera ilay gaona nitaingina ary torana teo. [2.472]
Haiendriteny 
19  Tsotra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  22  agano, agaon, agoan, agona, angao, angoa, aonga, gaona, goana, nagao, nagoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21