Teny iditra | 1 gaotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the gout |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Maladie de la goutte 6 [1.54] goutte |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |